Andrianjakafoinamanjaka dia tao Ambatovory; nanambady an-dRanavalokoandriamanitra, zanakava v i n' Andriambelomasina mpanjakan'Ambohimanga izyary niteraka an-dry Andriatsiresy sy Andria na m botsimaharivo; nananatombontsoa manokana tamin'Andriambelomasina rafozany izy ka nahaz omena kely maro sy midadasika; ny taranany koa dia natao isan'ny "zazamarolahy".