Yva Raselinary Rajaonatoara 11 Esplanade de Chantilly 93330 Neuilly sur Marne e-mail : yraj a o@gmail.com <mailto:yrajao@gmail.com> site :www.kologasy.com <http://www.kologasy.com> H er itreritratsy mandryTsara va Tompoko ! Mankasitra sy midera ireo Tompon#andraikitra eto am in#ny Aviavy ny tenako noho ny fandava-ten a lehibe tokoa ananan#izyireo. Raha ity voasora t ra ao amin#ny Tantaran#Andriana (RP Callet)pejy 402 ity no alalinina dia mi sy lesoka ary m e ty tsy hitombona nyTetiarana asehon-tsika eto. Tsy C fanakianana D velivel y ny ahy fa kos a f isarihana ny sain-tsika tompon#andraikitra ny Tantara izay ho lovany Faram andimby, lian a to koa ahafantatra ny Tantaran-dRazany. Nymomba an#ANDRIANDAMBOZOZORO izay lazaina fa Rai n-dRA FONONIZOZORO na ANDRIAMIFONIZOZORO va din-dRANGORINIMERINA, Ray sy Renin#ANDRIAMBELOMA SINA n o manitikitika ny saiko. Toy ity voasoratra ity no voalazany Tantaran#Andriana pej y 40 2 : Raha halalinina io dia manome toyizao:Andriampanarivofonamanjaka vadin-dRanavalo ntsi mitoviaminandriana anabavin#Andriamasinavalona , niteraka 2, dia : 1 - Andrianjakavolo lonan driana 2 - Andriantsimitovifonamanjaka Andrianjakavololonandrianadia niteraka lahit okan a : 11 - Andriamifonamanjaka ! Andriamifonamanjaka nanambady an#iRafotsiramavoramamp ihovo hovo ary niteraka 2 lahy: 111 - Andrianjakafonamanjaka 112 - Andriandambozozoro111- Andri njakafonamanjaka nanambady an-dRanavalonkoandriamanitra Zanak#Andriambelomasina, an a bavin#An drianjafy ! Andriambelomasina anefa, rahany Teriaran-tsika no jerena, dia Zafikelin #Andrian dambozozoro. Ity Ranavalonkoandriamanitra (zanak#Andriambelomasina) izay vadin#And rianjakaf onamanjaka , rahalaha Andriandambozozoro ity izany, diaZafiafin#Andriandambozozor o no hevin y (4ème gen eration): 112- Andriandambozozoro niteraka an# 1121 - Rafononizoz oro na Andr iamifonizozoro niteraka an# 11211- Ramavo Andriambelomasina niteraka an#11 2111 -Ranav alonkoandriamanitra nanambady an#i111 -Andrianjakafonamanjaka, zokin#Andrianda mbozozoro iz ay rain#ny raibeny Ranavalonkoandriamanitra izany dia lasa vadin#ny C frère aîn é de son Arrière Grand-pèreD. Ma mpieritreritra kely io. Misytantara iray koa ity: -Rah a taoSambain a Andriandambozozoro dia niteraka an#Andriandambonavalona syRazakatsihono , vavy -lahy, nahaz o tantara tamin#Andrianampoinimerina.Raha ny Tetiarana no arahinadia : Ireto to kony ho za ndrin#i Razakatsihono : Rafononizozoro , Andriamangarira sns# lazaina fa zanak# An driandamboz ozoro ireto, dia tokony ho génération i ray amin#Andrianampoinimerina toyny zokin y. Rafononiz ozoro nefa mbola rain#Andriambelomasin a izay génération iray teo alohan# Andri anampoinimeri na. Raha fitinina ny tantara dia : niara-taona tamin#ny Zanak#Andriambelomasin a(1730-1770 ) i And riandambozozoro sy ny rahalahany Andrinjakafonamanjaka nanambady an-dRana valonkoandri amanitr a Zanak#Andriambelomasina.Niara-belona (contemporain) tamin#Andrianampoi nimerina(17 87-1810) izy roalahy. Raha dinihina izany dia tsy Dadabe an#Andriambelomasin a (zana-dRafono nizozoro ) Andriandambozozoro. Noho ireo antony ireo izany dia : #METY HO D ISO NY FANOHIZAN A NY TETIARANAMIKASIKA AN# ANDRIANDAMBOZOZORO !# 1-RAFONONIZOZORO na ANDRI AMIFONIZOZORO,Ra in#ANDRIAMBELOMASINA dia METYTSY HO ZANAK#ANDRIAN DAMBOZOZORO 2-Toy izan y koa ANDRIAMANGAR IRA Tsy manakiana aho fa heritreritra tsy mandry ny ahy. Sarotra ny mana o zavatra ! Raha dis o n y famelabelarako, dia aza omena tsiny aho fa olombelona ihany ko a ! Raha misy fahamarinan a ko sa, dia aoka re mba hahitsy ny Tetiarana e ! Mirary soa ! Y va Raselinary Rajaonatoar a avy aoKianjamalaza Andriantompoiray