NY NIAVIAN'ANDRIANDAMBOZOZORO Misy lovantsofina roa manambara ny niavian'Andriandambozozor o . 1- Taranaka avy amin-dRanavalontsimitoviaminandriana, anabavin'Andriamasinavalona Ranava lo ntsimitoviaminandriana,anabavin'Andriamasinavalona, dia nanambady an'Andriampanariv ofoin amanjaka avy any Fanongoavana ilay nanitatra ny fanjakan'Andriamasinavalonatamin'iny Iv akini ad iana sy Amoronkay iny; ary nony maty Ranavalontsimitoviaminandriana dia nalevina ten y Amb ohi traina Ankadinandrianaatsinanana. Niteraka maro be izy mivady ireo ka ny roa lahy voatana anarana dia : ny voalohany : Andrianjakavololonandriana tao Ambohitrarivo nampitondrain a a n'Ivakiniadiana-Avaradrano ary ny faharo a,Andriatsimitovifoinamanjaka tao Ambohitrandri aman itra-Amoronkay amin'iVakinisisaony iza y niavin'Andriatsimianatra tao Imerinarivo, ray niter aka an-dRanavalona III mpanjaka. Andrianjakavololonandriana taoAmbohitrarivo dia niter aka a n'Andriafoinamanjaka izay nanjak a taoAmbatovory, Sambaina sy Lohavohitra. Nanambady a n'i Ra fotsiraivoramavo anabavin'Andriam ary, mpanjakan'Imalo andrefana, Andriafoinamanjakak a niter aka roalahy: Andrianjakafoinamanj aka sy Andriandambozozoro. Nanana menakely tamin' ny toera na telo samihafa teto Imerina nohoizanyAndriandambozozoro, di a tao Sambaina amin' Ivakiniad iana-Avaradrano, tao Malaza aoAmbodirano ary tao Andambozozor o amin'i Marovatana . Samynamet rahanyny vadiny tsirairay avy ireo toerana telo ireo ary samy niavian'ireotarana ny. Ny taran any tao Sambaina dia natao hoe"ny zanak'Andriafoinamanjaka " ihany avy amin'n y anaran-drainy ; nytao Ambodirano sy Marovatana kosa dia samy natao hoe "n y zanak'Andriand ambozozoro". Ta o Andambozozoro Andriandambozozoro no maty; fa nytoerana nofidiny hilevenan a kosa dia Mala z a fa io no vohitranampalaza azy ka nitaran'ny menakeliny sy nitombon'ny ha renany; dia nale vin'ireo zananymarobe sy ireovahoaka tsy tambo isaina amin'ny menakeliny ta mim-pombamanetr i ketrika tokoa izy. Koa ao Malaza izy no milevina amin'iofasana lehibe misy tranomanara io . 2 - Taranaka avy amin-dRavololondrenitrimo, anabavin'Andriamasinavalona Rav ololondrenitrim o, anabavin'Andriamasinavalona,dia nanambadyan'Andriandambo (Andriatompok oi ndrindraavy an y Ambohimalaza) ary niteraka an'Andriandambozozoro sy Andrianjakatrimo.