ANDRIANTSIMITOVIAMINANDRIANDEHIBE SY ANDRIAMASINAVALONA NY RAY AMAN-DRENY NITERAKA AN'AN D R I A MASINAVALONA : ANDRIANDAMBOHARIHAS INA SYRAFARAVAVY (RAMPANANANIAMBONINITANY ) Andr ia ma si na valona dia tsyzanakanaterak'Andriantsimitoviaminandrian dehibe fa zaza natsangan y.E oimas on'ny Bemihisatra no zanany Andriama sinavalona fa raha ny marinadia Zanatompo i z y . Nan amb ady roa Andriantsimitoviaminandriandehibe[1]: -ny vadiny voalohany dia Ratom po im bahoak a zan aka vavimatoan-dRatompoindrahondriana (zanak'Andriantompokoindrindr a ) ; -nyv adyfah aroa d ia Ramahafoloarivo . Tsy niteraka anefa Ratompoimbahoakakanakah orafy ny z an driny a ta o h oe Rafaravavy Andriantsimitoviaminandriandehibe. Efa nanambad y Rafaravav y iz ao nakar in' Andriantsimitoviaminandriandehib e izao ary efa nitoe-jaza tami n'Andriandam bohar ihasina a vya o Ambohima lazabe izy. Io Andriandamboharihasina iono ray ni terakaan'And riamas i navalo n a . Niova ho Rampanananiamboninitany nyanaran-dRafaravavy re hefa nitera k a an'An driamasina valona izyteny Ambohitsaratanyatsimon'i Ambohimanja ka en y Ambohimalaz aizany. Andrianjak anavalondralambo no anarana nenti n'Andriamasinavalona fonyizany.NY AMIN' ANDRIANDA MBOHARIH ASI NA , RAIN'ANDRIAMASINAVALONA Andriandamboharihasina iza ny no rain'And riamasinav alona. Andr iandamboharihasina diazanak'i Andriandambotanimarina . Ravaomasina,anabavin'An driantompokoin drindra ,no niteraka an' Andria ndamboharihasina .A NDRIAMASINAVA LONA : ZANA BEHIV AVY Ramah afoloarivo (vady faharoa)indray dia niteraka tel o tamin'Andrian t simitoviaminandr iandehib e .Ireto avy izany: -Andriandambotsitakatrandria na (Analamanga) ,- Andriand amboman afika (Ambohimanga),- Andrianjakaralambo. Tapaka teo a min'Andriandam botsitakatrand riana ni tondra t apany ny zanadehilahyavy Andriamanelo fa ef a niampita any a min'ny zanabeh ivavy n ym pitondr a hasina(dia ireo zanakanabavin'Andriantom pokoindrindra izany. Naka ny f itondra na Andriamas inavalona teo Alasora,niaraka tamin'And riamanelo (zanak 'olom-pianadah y aminy ) sy Andriamamp andry Hovalahy avy a min'ny Zafimbaza ha. _____________ _______________ ________ ____ [1] Dokoter a Rasamimanana Joseph sy Razafind razaka Louis, Andr iantompokoindri ndra ,ta kila faha-24,Amb ohimalaza, 1909. change:27 De c 2006 16:23:04