Andriantsitakatrandriana no nanamboatra ny tanimbary eo Betsimitatatra .
Tamin'ny andro teo aloha dia zozoro sy herana sy kirihitrala no naniry ny teo Betsimitatatra.
Taty aoriana refefa nonina taty Antananarivo Andriantsitakatrandriana dia ho y izy: "Monina anosindrano isika : ataovy izay hahavary ity Betsimitatatraity".
Ar y dia noheverina izay hahavary any Betsimitatatra.
Nasainy nojinjana ny kirihitrala sy ny zozoro sy n y herana. Nasiany fefiloha iny atsimo iny ary dia natao ny tanimbary i Betsimitatatra andrefan' Antananarivo.