NY ZANAK' ANDRIAMANGARIRA Ireto avy no zanak'Andriamangarira : - Ramakilahy, lahimatoa , n i p e traka tao Ankadinanahary, Atsinanan'Antsahadinta ; - Andriambolamena, lahiaivo, n anja k a t e o Antsahadintadianafindra ta o Ambohitsoa vao tao Ampahatelo (lasa ho Miadanime rina tat yaoriana) a ry miamboho tao Tanambao Ambohitsoa, Atsimon'i Maizinandro;-Raseheno, n oni n a t a o Morarano, Maizinandro ; -Ranivofotsimanjaka,taoAmbohimahamanina, avaratr'Antsah adi n t a . NY TARANAK'ANDRIAMBOLAMENASinganina manokana ny taranak'Andriambolamena, Rambo abe Andr ia mpingari vo tao Miadanimerina nifindra tao Miantsoarivo izay niteraka an'ire t o : - An dri amo ntandraisoa tao Ambatomahabodosy Finaritra ;- Andriapakatro, mpitari-ta fi ka, izay no me n-dR adamaI faritra iray tia ny teo anelanelan'ny reniranon'i Onive sy Iha zolaza (Soavin a sy Ambo himandroso gara) izay antsoina ankehitriny hoe Anjanamangarira. Iof ari t raio dia a o a natin' ny faritra nomen'Andrianampoinimerinany tarana-dRangorinimerin a av y ao Tsirangai na . Ankoatr aireo, dianitatra hatran y Soanindrariny sy Antsirabe ary M iants oarivo ny tara nak a.