NY ZANAK' ANDRIAMANGARIRA Ireto avy no zanak'Andriamangarira : - Ramakilahy, lahimatoa , n i p e traka tao Ankadinanahary, Atsinanan'Antsahadinta ; - Andriambolamena, lahiaivo, n anja k a t e o Antsahadintadianafindra ta o Ambohitsoa vao tao Ampahatelo (lasa ho Miadanime rina tat yaoriana) a ry miamboho tao Tanambao Ambohitsoa, Atsimon'i Maizinandro;-Raseheno, n oni n a t a o Morarano, Maizinandro ; -Ranivofotsimanjaka,taoAmbohimahamanina, avaratr'Antsah adin ta .