NY RAY AMAN-DRENY NITERAKA AN'ANDRIAMANGARIRA Ravololondrenitrimo, anabavin'Andriamasinaval o na, dia nanambady an'Andriandambo (Andriatompokoindrindra avy any Ambohimalaza) ary niter a k a an'Andriandambozozorosy Andrianjakatrimo. A ndriandambozozoro kosa dia nanambady an'an -d Rasohanamanjaka na Rasohanana, zanakavavin'Andria masinavalona. Niterakamaromaro izy ir e o , k a isan'izany : - Andriamangarira, - Rafonizozor o,- Rabiby, - Andriamalama - ary R an osy . TARANAK'ANDRIAMASINAVALONA ANDRIAMANGARIRA Andriamangarira, no naka toerana sy f anj akana tao Antsahadinta. Izy no andriana voalohany ind rindra nanjakatao.Izynonanamboat r a n y ta nA Yna; izy no nanao ny hadivory sy ireo vavahady. Niara-belona tamin'An driambelo ma sina , mp anjakan'Ambohimanga,Andriamangarira. Na izany n a t sy izany, dia niainga tamin' And riandambozozoro daholo na Rafonizozoro , izay samy taranak 'Andriamasinavalona. NY ZANAK ' AN DRIAMANGARIRA Ireto avy no zanak'Andriamangarira :- Ramakilahy,lahimatoa, nipetraka t a o Ankadinanahary, Atsinanan'Antsahadinta ; - Andriambolamena, lahiaivo, nanjaka teo Antsaha di nta dianafindra tao Ambohitsoa vao tao Amp ahatelo (lasa ho Miadanimerina tatyaoriana) ar y m iamboho tao Tanambao Ambohitsoa, Atsimon'i Maizinandro; - Raseheno, nonina tao Moraran o, M aizinandr o ; -R anivofotsimanjaka, taoAmbohimahamanina, a varatr'Antsahadinta. NY TARANA K'ANDRIAMBOLAMENA Singanina manokana ny taranak'Andriambolamena,Ramboabe Andriampingar ivo ta o Miadanimerina ni findra tao Miantsoarivo izay niterakaan'ireto : - Andriamontandrai soa ta o Ambatomahabodos y Finaritra ; - Andriapakatro, mpitari-tafika, izay nomen-dRadam aIfaritr a iray tiany teoanelanelan'ny re niranon'i Onive sy Ihazolaza (Soavina syAmbohiman droso gara ) iza y antsoin a ankehitriny ho e Anjanamangarira.Io faritra io diaao anatin'ny f aritra nome n'Andr ianampoinimerina nytarana- dRangorinimerina avy ao Tsirangaina. Ankoatra ireo, dia nit atrah atrany Soanindrariny sy Antsirabe ary Miantsoarivo ny taranaka.