General Notes
Rehefa tokony ho roa ambin'ny folo taona Rakotobe (taonan'ny tokony hanambady tamin'izany fotoana) dia nanapa-kevitra Radama I sy ny ray aman-dreniny fa hakana vady eny Ambohimalaza aloha satria ny fomba raha tiana hampanjakaina Rakotobe dia tokony ho Andriatompokoindrindra no vadiny voalohany. Toy izany no nampakaran-dRakotobe an-dRasoamihanta avy eny Ambohimalaza.
Rasoamihanta dia vady voalohan-dRakotobe saingy rehefa maty novonoina ny Printsy Rakotobe dia nentin'ny Printsy Razaka loloha Rasoamihanta ary nampitondrainy ny anarany ny zaza dia Razakavola izany. Terabao Rasoamihanta tamin'ny fotoana nikomin'ny tao Anatirova ary mba hiarovana ny zaza sy ny reniny dia nentin'ny Printsy Razaka nitsoaka ny reny sy ny zaza.
-
Ancestor Pedigree Chart
-
*There are earlier generations for the ancestor(s) indicated. See their page(s) for details (click name)
Page last modified