General Notes
Ny tantara voasoratra na ny lovantsofina dia samy ahitana fa toerana telo no misy ny anar a n a hoe : Andriandambozozoro; ny voalohany dia Sambaina sy Lohavohitra (Manjakandriana) ami n' Iv akiniadiana-Avaradrano;ny faharoa dia Malaza atsinanan'i Fenoarivo amin'Ambodirano; ar y nyfahatelo dia Andambozozoro amin'i Marovatana. Raha taoAmbatovory Andrianjakafoinamanjak a r ahalahiny, Andriandambozozoro kosa dia tao Sambaina ihany; niteraka an'i Rabodosambaina s y An drianamboanavalona,rain-dRazakatsihono, ilay veh ivavy natao lahy nalaza ka nahazo tant ara tamin'Andrianampoinimerina. Kely ihanyny anjara me nakelin'Andriandambozozoro raha ohari na am in'izay azon'ny rahalahiny ka tsy nahafa-po azy.Tsy nionona tamin'ilay anjara keliny ta o Samb aina sy Lohavohitra Andriandambozozoro fa lasa nanitatra menakeliny.
-
Ancestor Pedigree Chart
-
*There are earlier generations for the ancestor(s) indicated. See their page(s) for details (click name)
Page last modified