ROA NO RANAVALONTSIMITOVIAMINANDRIANA Misy RANAVALONTSIMITOVIAMINANDRIANA fantatra: - RA N AVALONTSIMITOVIAMINANDRIANA anabavin'Andriamasinavalona, - sy RANAVALONTSIMITOVIAMINANDRI A N A zanaka faravavin'Andriamasinavalona. 1.- RANAVALONTSIMITOVIAMINANDRIANA : ANABAVIN'ANDRIAMASI NAVALONA RANAVALONTSIMITOVIAMINAND RIANA izay no voalazan'nyTantaran'ny Andriana ( j ereo Tantara Ny Andriana, dikanteny malagasy, 1981p.295) fa anabavin'Andriamasinavalona d i a nomeny ho vadin'andrianan'Fanongoavana. ANDR I AMPANARIVOFONAMANJAKA no anaran'io andriandahyizay nanaiky an'Andriamasinavalona io. Nana na fanamby izy mbahotsara fijery teo imason ' n y mpanja ka sady ho fanomezana hasina hoazy :nataony izay nahavita an 'i Vakiniadiana i r e ay manontolo aryresiny nyBezanozano. Ny zar atanin 'Andriampanarivofonamanjaka dia nyV ak inifanongoavana, izany hoe hatreo Ambatovory k a hatrany Vakinantovotany no miankandrefa n a ; hatreo Antanamalaza no mianatsimo ka mipakaan y Ambohimasina; miantsinanana hatrany Bez a nozano. Be diabe nyzanany,fa ny roalahy ANDRIANJAKAVOLOLONANDRIANA sy ANDRI ATSIMITOVI FOINAMANJAK A no tena voalaza taty aoriana : - ANDRIANJAKAVOLOLONANDRIANA (tampon'Ambohitra r ivo, nampombaina an'Avaradrano) - ANDRIANTSIMITOVIFONAMANJAKA (Ambohitrandriamanitra, namp om baina an' i Vakinisisaony) ANDRIAMPANARIVO (raha tsy diso aho) dia taranak' ANDRIATSIMITOVIFONAMANJAKA, izay nijanona ta o Amoronkay ary voalazan'n y sasany fa niavian'ANDRIATSIMI ANAT R A ray niteraka an- dRanavalon a III.TaoAndranomalaza no nipetraka izy mivady. Milev in a ao Andranomalaza Vakiniadiana Andriampanarivofonamanjaka. RANAVALONTSIMITOVIAMINANDRIA NA anabavin'Andriamasinavalona dianafenina tao Ambohitraina (Soamananety hoy ny sasany) . 2 .- RANAVALONTSIMIT OVIAMINANDRIANA :Z ANAKAFARAVAVIN'ANDRIAMASINAVALONA Ranavalontsi mito v iaminandrianaanakirayizay tompon'Anosimanjaka ka nanome ireo tera-dRanavalona enyMar ovatan a. Ity indraydia zanak'Andriamasinavalona vavy izay nivezivezy nitady toerana hipetrah an a k a raiki- pitia tamin'Anosimanjaka.