LOVATSOFINA AVY AMIN'ANDRIAMIARAMANJAKA NY KALOY SY TSIMEMBOLAHY ANDRIAMAHERITSIALAINT A N Y T E NY AMBOANTANY Mpitaritafika sy mpapandrytanyno tena antony nametrahana an'Andria m a h erit si alaintany ho tompotaoAntanamalaza. Vahoaka be sy miaramila mi isa 450 lahy (mia ra kaaminy va diaman-janaka sy andevo maro) no napetra k' Andrianampoinimerinahonentiny tao . T s y isan 'n y Imerina enina toko io taloha satriaAntanamalaza dia renivohitra Bezanozan o . An driamah eri tsialaintany nonapetrak'Andrianampoinimerina ho tompo ta o Antanamalaza , a ryteny Amboat any izy no nanorina fonenana.Menabe An tanamalaza sy Amboatanytaloha kane f a navadi ka ho Men ak ely, ary hoy An drianampoinimerina "Andriamaheritsialaintany, tsimb a lo va no nah azoana o n y t any fa didiko. Satriasitrako izany, koa avadika ho Menakely. " Fa h oy koaAnd rianampoini mer ina teny Fiakarana rehefa avy nanao ny fit saranaazy efada hyvoala zako etsy a mbony: "Di a ho meko tombo-tsoa mihoatra ny Imerina iFiakarana nohoi And riama he ritsialainta ny zandriko kah amafisiko eto indrayny tenin'Andrianama sinavalona f a ny tongomihonko sy ny hetrarehe tradi a an'ny Andriana e to Fiakarana fa tsyazon'ny Mpanj aka kasihin a,ary asikoT rano fitsar a na e to ka ny fitsaranaizay vita eto dia tsy azo hanga lana fitsar an am bony in tsony. "Havan- drain' Andriamaheritsialaintany ny andriana Bezanoz ano tompotan ytao An tanama laza taloha, ar y nisy fotsy sy mainty ny vahoakatao iza y mpih avana a min' Ambohimala za nysa sany. Teny Amb oatanyAndriamaheritsialaintany no nanorina f onenana , satria e fa ni syrovamora hiarovan-ten a tao, sady karazana toby miaramila io t a nana io. ANDRIAMIARAMA NJAK A SY RAMERINA NO NITE RAKA AN'ANDRIAMAHERITSIALAINTAN Y Nyrai n' Andr iamaheritsialaint any di a mpiray ray amin'Andr ianampoinimerina. Samihafa reny izy i reo : n y renin' Andriamah eritsia laintany di a Ramerin a fa ny Andrianampoinimerina kosa di a Ranavalona. Andriamaheri tsialain tany sy ireo mpiray re ny aminy, ka enyAntanamalaz a,Sah afa, Am boatany sy Fiakaran any momb a azy.Andriamiaramanjak a mbo la nanambady hafa,ka ankoa tra ire o lasa any Antananarivo dia a o Ambohimanga, Kaloy, Anjafy,sy toerana hafa ny misyn y momba azy. Andriamaherits ialaintany dia natsangan-dRakotom avo syRenibodonimerin a ho za naka , ka iretono zanany ao ami ny teti arana mpandova ao Ambohi m anga: Rabodonimerina sy An driam aheritsialaintany aryRafara vavinand ria mbelomasina. Razaka navalondralambo dia nite raka lahy tokana: Andrianavalonjan ahary .A ndrianavalonjanahary di atsy niteraka ka nanangana an 'Andriamaheritsialaintany h o mpamelom aso syhiaro ny lova . NYTARANANY Andriamaheri tsiala intany syRafaravavimasinani teraka and- Ramanitrasin a (vehivavy io) teraka taoKaloy ary nape trakaao FiakaranaIvato , k a eny Fiaka rana Ivato ny momb aazy. Rafaravavimasina di a nanamb ady an- dRalainanahary ( zanak'Andrinanam poinimerina)avy en y Kaloy taloha. Andria maheritsi alaintany koadianananga na hozanany an'i Rahetilahy z anak'i Rafaravavimasina syRalainanaha ry kaeny Ambohimasina iz y no n ampandova iny . Ny zanak'And riamaheritsialaintan y antsoin a hoe Rambolamanana no nandovataoAntanama laza, izay niverin aho Menabe. Ireo i raitampo t amin-dRam bolamananakosa , Andrianaivo syRak aloanosy, dia nomen a tany eny Sahaf a, arymbo la ao ny taranany.Tamin 'ny ady nifanaovan'Avaradranosy Vakinisisaony tao Ambal anirana , d ia niavaka ery nynafitso k'Andriamaheritsialai ntany. Noho izanyd i a nomen'ny An drianaho loh ombintaniny Antanamalaza . Napetrak'Andriamah e ritsialaintany ta o Antanamalaza kosa nyzana nilahy Rambolamananaa r y ny zanany vavy Rakaloan osy kosa notolorany an'Ambala nirana, eo ats im on'i Masindray...."