General Notes
LOVANTSOFINA AVY AMIN'I TSY MAHAY "Andriamiaramanjaka sy Ranavalonandriambelomasina tan y K a l o y dia niter aka an'Imboasalama (Andrianampoinimerina) sy Ralesoka. Nisy anabavin' A ndri am ia ra manjaka kosa nanambadytany Ambohimandrosohasina (Ambohimari rana taloha), k a niterak aan'And riamaheritsialaintany sy Rabodonimerin a izay tonga isan'nyRoaambin'ny Fol o Vavy va di n'A ndr ianampoinimerina . Koa dia sady zanak'olo-mianadahy tamin'Andrianampoini merina iza n y An d riam aheritsialaintany nozaodahiny koa. ........ Tamin'ny ady nifanaova n'Avaradran osy Vaki nisi saony tao Ambalanirana , dia niavaka ery ny nafitsok'Andriamaherits ialaintan y . Noho izan y d i a nomen'ny Andriana holohombintaninyAntanamalaza. Napetrak'And riamah eri ts ialaintan y taoAntanamalaza kosa nyzananilahyRambolamanana ar y ny zanany va vy Rakaloanos ykosa noto lora ny an'Ambalanirana, eo atsim on'i Masindray...."HoymantsyTsy Ma hay ho e " Tsy hoe ako ry ma ndiso ny voasoratraoahof a namoakafotsinytantara hafa, ka anjar antsik a n o mijery iza ytena ma rina, niniako natao tao anaty farango sosona mihintsy ila y izy satr i atsy izaho n o nano ratra iofa ry zareo avy eny Amboatany".