Rasohanana (Andriamasinavalona) koa no niantsoana azy. Tsy nionona tamin'ilay anjara keli n y tao Sambaina sy Lohavohitra Andriandambozozorofa lasa n anitatra menakely sy nanorina vod iv ona tety ivelan'Avaradrano rehefa nifampiraharaha tamin'ir eo mpanjakan'Antananarivo sy Ambohidratrimo. Ny nalehany voalohany dia tao Ambodirano amin'n y Maromenaavaratra satria nis y ha vany akaiky tany dia nyterak'i Ravololondrenitrimo rahavav in-drenibeny. Nanambady an' i Raso hanamanjaka, zafikelin-dRavololondrenitrimo tao Ambohimiakoj a izy, izay rahavavin-dRa mananim erina ihany, samy zanakavavin'Andrianampoinimerina mpanjakan' Antananarivo sy Imerin a atsimo . Dia nanorina vodivona tao Malaza, atsinanan'i Fenoarivo, iz y mivady. Niteraka mar o izy ire o dia ry Andriafonozozoro (Vatobe), Andriamangarira (Antsahadi nta) Andrianjakatrimo... Izy m ivady ireo no niavian'ireo Andrimasinavalona amin'iny Malaza, V atobe, Androibe, A mbohimahama nina, Ambodiafontsy, Ambatomanodo,Antanetibe... iny, izaynata o koa hoe : "ny z anak'Andrian dambozozoro amin'Ambodirano#.