NY RAIN'ANDRIANAMBONIMENA Andrianambonimena indray dia zanak'ANDRIANJAKANAVALOMANDIM B Y i z y . N y boky nosoratan'I R.P CALLET "Tantara NyAndriana ", dikanteny malaga sy, Bo k y I , p . 39 4 ), nomisy izany.Azotarafina koa ny mahamarina i zany raha nampifaninanin a ta min 'Andriamponimerina zanaka faharoan'Andr ianjakanavalomandimby tetsy AnalamangaI Andr ianam bon imena . Ra mpanananiamboninitany no reniny. NYHAFATR'ANDRIAMASINAVALONA : "ANDRIA NAMBON IMEN A, ZAN AK'AN ABAVIKONO TOMPON'NY(FANJAKANA) FARANY" Fony Andriamasinavalona nan jaka di anan an-jana ka[1] lahy maro izy. Tam in'izayzanany maro izay dia nisafidianany ire ozananyi reo ha nja k a : - Andrianjakanavalomandimbyteto Antananarivosy Merinatsimo, " - Andriants imitovi ami na ndriana (Andriantsimitoviaminandriandrazaka ) teo" Ambohimang a sy Avaradrano, -And rian ava lonimerina teny Ambohidrabiby sy Mandiavato" -ary Andria ntomponimerina teo Ambohi dratr im o sy Marovatana." Izaotsara nytenin'Andriamasinavalona t amin'izany ho e "Indreo ia nar e oef adahy: ianareo no ametrahako ny fanjakana. Fa indro kos a Andrianamb onimena zanak'ana baviko : zanakareo efa-dahy io ary izy no ho tompon 'ny fanja kanareo efa-da hy amin'ny fa rany ". Iz any hoe latsa-danja izanyizy efa-dahy raha miohatr a amin'Andrianam b onimena rah a ten a dinihi ntsika tsara satriaizy efatra mirahalahy ts y m isy mahazomamind rany fanjakana ami n'nyzana nynaterany fa tsy mai ntsy Andrianambonimenakos a no mandray n y fanjakana. Nia vak a izany An d rianambonimena tamin' izay satria izy no"Zan akandriana mpan dova ny fa njakan'Andriamasinav alona". NIADY ANDRIANJAKANAVALOMANDIMBYS Y ANDRIANAMBONIMEN A :RESY ANDRIAN AM B ONIMENA Ny t enin'Andriamasinavalona diatsy azo ova na fa ny terak'And rianambon imenaiha ny n o ho tompon'ny farany. Nisy ady teo amin'Andrianj akanavalomandimby s y Andrianambonimen a satri a nolazain'i tsy voalohanyfa tsy nahandry tant ana Andrianambonime na k a nioko synit ady ha ndrombaka fanjakanaalohan'ny fotoana. Niadyiz y m ianaka.Ny bokin- dRaombana dia mil aza f a rehefa niady iz y mirahalahy mianaka i reo di a resy tosik' Andrianj akanavalomandimb y Andria nambonimena. Vok a tr'izayfahareseny tosik a izay angamba mbahamonjeny ny ainy dia n ano a An drianambonimen a ,ary dia nofoanan' Andria njakanavalomandimby n y f andovam-panjakan a hoan' An drianambonimena. Very fanjakana saik aholovanaAndrianambo nimena ka dia nionona tamin' n y vodivonany te ny Alasoraary ny zanan ydia tsy noheverinaint sony ho e Zanakandria na fa Andr iamasinavalon a .Lasa Andriamasinava lonaAndria nambonimena n o niafarany.NY TARANAK'A NDRIANAMB ONIMENANiterakatelo Andrianambonim ena : - Andrianavalona rivo ,milevina eny Ambohitrandri amanitra," ats inan'A mbohijanaka , izayniteraka an'Andrianavalomanitsadahy syAndr iandahimb o lamena ; ire o norazamben'nyAn driana eny Ambohijanaka ; - Ranavalomboahangy ; " -Andriants iorivahoak a ."TSY NARAHAN'AN DRIANJAKANAVALOMANDIMB Y SY ANDRIANTOMPONIMERINAN Y HAFA TR' AND RIAMASINAVA LONA RAINYRehef a resy Andrianambonimen a, dia tsy nandraharaha n y tenin'Andriama sinavalon arainy intson y ny zanany sasany tamin' izy efa-dahy fa samy m ay t e-hampanjakan y tranany, Ik aky rahate okoa (angamba) efa niambo h o tamin'nyfotoana namindra na ny fanjakana .Andrianjaka navaloman dimby namindra ny fanjakany tamin'Andriampoinimeri n a zanany tamin'Ime rinatsimo ira ymanont olo. Andriantomponimerin a teny Marovatana namindra ny fanjakanytamin'i Rat rimonibe mihisa tra zanany. TE-HANARAKAN Y HAFATR'ANDRIAMASINAVALONA K OSA ANDRIANTSIMITOVIAMINANDR IA NA , MPANJAKAN'AMBOHIMANGA Andriantsimitoviaminandrianadia n anjaka teny Ambohi manga, Ambohidrabi by moa efa voatelin'Avara drano tamin'izay fotoanaizay k a telo tokosisa n y fanjakan a leh ibenapetrak'Andriamasinaval ona : Imerina atsimoir ay man ontolo, Marovatanaa ry Avarad rano iz aynitelina an'I Mandiava t o izany dia Ambohidrabiby.Andr iantsimitoviaminand rianad ia tsy nam panjaka an-dRafondraza ka zanan y lahy fa te-hanatanteraka kosa nyhafa-drai ny. R avololondrala mbo ,va dibeny izay isan'ny zanak'anabavin'Andriamasi navalona tenatiany k ane f a tsy niteraka , dia nanitrikit rikafa nynatera-dRangorinimerinaih an y no ekeny hozanak a azo hatsangana. N y finoan'izy ir eodia tsy hisy h ahavory an'Imerin a ho iray mihitsy ra h a tsy avy amin'ny mpia nakavin'An dr ianambonimena izayhany tsaratso-dr ano tamin'Andrimasi nav alonaho t ompon'ny fa rany.Taka tr' Andriantsimitoviaminandriana tsa ra fatsy mahazo il ay h asina n apetrak' Andria masinava lona raha tsy avyamin'ny fianakavian 'Andrianam bonime na. Ts y nomeny ny zanany lah yizayna ntsoina hoe Rafondrazaka f a nandeha i zy nitadytamin' ny fianakavian'Andrianambonimena . H oy And riantsimitoviaminandriana hoe "Andehaaho hisa vasava ami n'ny fianakavi an'Andri anam bonimena . Raha toa ka nanoa izy kaAndriamasinavalon a n y tarana ny, izaho mino fambol a ma nanairai-tampomitondra ny hasin'n y far i-bavan'ikak y (Andrimasina valona)izy, indrindra m o a ka anabavy" . Hoy tokoamantsy Andrimas inavalona r ainy: "zanak'ana baviko no handra yny f a njakana satria mandray hasina ny anabavy" . SAING Y TSY NY ZANAK'ANDRI ANAMBONIMENA NO NOTE NDRE NY FA NYZANAKY RANGO RINIMERINA Nampita diavin 'Andriantsimitoviaminan driana nyzanak'ana bavin'A ndrianam bonimena ,dia nyzanaky Ran gorin imerina izany.Tamin'iza y fotoana iza y dia nipetraka teny Androhibe eny ankilan'Antsaha din ta Rangorinimerin a satria Andriamifonozozor o vadin y diateraky ry zareo eny Ivatob e s y An drohibe Antsahadinta, izan y hoe avy amin'ny tera-dRav ololondrenitr imosy Andrianda mbozoz oro mbamin-dry Andrianjakatri mo. Nalain'An driatsimitovia minandriana daholo nyzanaka lahin -dRangorinimer ina . Dimylah y sy valo vav y no natera-dRango rinimerinadia ireto a v y : 1. - Andriamohara, nandova fanjakan any anadah in-dreniny dia Andria namb onimena izay t eny Ala sora. Niteraka telo lahysy iray v avy izy iz ay ni paritakatenyAmb ohijoky,Antsahadin ta, F enoarivo,Ambatomanga, Ambohipaniry, sns... 2 .- Rakotomavo Andriambe lomasina,mpanjakan ' Am bohimanga. Izyno lohar ano nipoiran'n y Zanaka ndriana syZazamarolahin'A mbohimangaizay nip ari taka ihany koa. Isan'ireny ny natera k'Andrianampoinimerina.3.- Andri antoarano raiben ' i Andrianaivoramahazo zazamarolahy mapana o m ar i-trano, manan-taranaka eny Alasora,Ambohi manga sy MiarinarivoAmbo hipananina,sns,A # 4. - Ramisamanjakatompom-bodivona teny Anosiari vo , nisy zanany koa en y Antanamalaza syIfa ndAY na. 5.- Andriampalimanana sy ny terany en y Tsi rangainaamin'Ambodirano s y Ambohidrangor y.R ehefa tonga teny Ambohimanga ny zan aka d imy lah in-dRagorinimerina di a hoy Andriantsimito v iaminandriana hoe" Tsy sanatriaakor y i zahayha n gala-jaza fa haka zaza hampanjakaina". N a tsanganyho zanany izy dimy mirahala h y ireo ar y nisafidyanankiray izy hitondra ny fanjakan a .Voafidytamin'izany ny zanaka lahi aivon-dRang orinimerina atao hoe Rakotomavo (Andriambeloma sina). ________________________ ______ _______ ___ [1] Valo lahy moa no voatonon'ny tanta ra ra ha ny: "Tantara Ny Andriana " n'ny Re v PA#r e Callet nojerena