1.- NY NAHATONGA AN-DRAKOTOMAVO HANJAKA Nampitadiavin'Andriantsimitoviaminandriana ny zan a k ' a nabavin'Andrianam bonimena , dia ny zanakyRangorinimerina izany. Tamin'izay fotoa n a i z a y di a nipetraka tenyAndrohibe eny ankilan'Antsahadinta Rangorinimerin a satria And r iamifonozozor ovadiny dia teraky ry zareo eny Ivatobe s y Androhibe Antsahadinta,izany ho e a vy a min 'ny ter a-dRavololondrenitr imo sy Andriandambozozoro mbamin-dry Andrianjakatrim o . Nala in'A ndriatsi mitoviaminandriana daholo ny zanakalahin-dRangorinimer ina . Dimy la h y syval o vav y no natera -dRangorinimerinadia ireto av y : 1.- Andriamohara, nandovafanj ak anany ana dahin -dreniny di a Andrianamb onimenaizaytenyAlasora. Niterakatelo lahy sy ir a y vavy iz y izay n i paritaka teny Ambohijoky, Antsahadinta,Fenoarivo, Ambatomanga, Ambo h i paniry,sn s... 2. -Rakotomavo A ndriambelomasina, mpanjakan' Ambohimanga. Izy no lohar a n o nipoiran'ny Zanakand riana sy Zazama rolahin'Ambohimanga izayniparitakaihany koa.Isan'ir en y ny naterak' Andriana mpoinimerina. 3.- Andriantoaranoraiben'i Andrianaivoramahazo zazam aro lahy mapana o mari-trano, manan-tarana ka eny Alasora, Ambohimanga sy Miarinarivo Ambo hi pana nina, sns,A # 4.- Rami samanjaka tompom- bodivona teny Anosiarivo, nisy zanany koa en y Antan amalaza sy I fandAYna. 5. - Andriampalimanan a sy ny teranyeny Tsirangaina amin'Ambodir ano syAmbohidrang ory. Rehefa tonga tenyAmbohim anga ny zanaka dimy lahin-dRagorinimerin a d i a hoyAndriantsimi toviaminan driana hoe " Tsy san atria akory izahay han gala-jaza fa h ak a zaza hampanjakaina" .Natsangany ho zananyizy dim ymirahalahy ireo ary nisafidy anankir ayi zy hitondra ny fanjakana. Voaf idy tamin'izany ny z anaka lahiaivon-dRan gorinimerina a ta o hoe Rakotomavo (Andr iambelomasina ).