Ralambo Andriantsimotovy, avy ao Alasora, niova anarana hoe Andriamasinavalona [Andrianjakanavalondambo],
ANDRIAMASINAVALONA 1. NY RAY AMAN-DRENY NITERAKA AN'ANDRIAMASINAVALONA : ANDRIANDAMBOH A R I H A SINA SY RAFARAVAVY (RAMPANANANIAMBONINITANY)Andriamasinavalona dia tsy zanaka nate ra k 'And ri antsimitoviaminandriandehibe fa zaza natsangany. Eo imason'ny Bemihisatra no zan an yAndriama sinavalona fa raha ny marina dia Zanatompo izy. NanambadyroaAndriantsimitovi am ina ndria n dehibe [1]: - nyvadiny voalohany diaRatompoimbahoaka zanaka vavimatoan-dRatom p o in drahon dr iana (zanak'Andriantompokoindrindra ) ; - ny vady faharoa dia Ramahafoloar i vo.Tsy nit era ka anefa Ratompoimbahoaka kanaka ho rafy ny zandriny ataoh oeRafaravav y A n driantsimito viam inandriandehibe. Efa nanambadyRafaravavyizaonakarin'Andriantsimitov iami n andriandehi b e iz aoaryefa nitoe-jaza tamin'Andriandamboharihasina avy ao Ambohima l aza be izy. Io Andr iandamb oharihasina io no ray niteraka an'Andriamasi navalona . Niov a hoRa mp anananiambonini tany n y anaran-dRafaravavyrehefaniteraka an'Andriamasinavalona iz y ten y Am bohitsaratany a tsimon'i Ambohimanja ka eny Ambohimalaza izany. Andrianjakanavalon dralambo no anarana nent i n'Andria masinavalona fony izany. 2.- NY AMIN'ANDRIANDAMBOHARIHASIN A ,RAI N'ANDRIAMASINAV ALONA And riandamboharihasina izany no rain'Andriamasinavalon a . And riandam boharihasinadi a zanak'iAn driandambotanimarina. Ravaomasina, anabavin'Andr iantompok oindrin dra , no niterak a an' Andri a ndamboharihasina . 3.-ANDRIAMASINAVALON A : ZANABE HIVAV Y Ramahafoloarivo ( vady faharoa) indraydia niteraka telo tamin'Andriantsi mitoviamin andria ndehibe .Ireto avy i zany: - Andr iandambotsitakatrandriana (Analamanga) , -Andriand amboman afika (Ambohimanga) , - Andrianjaka ralambo. Tapaka teo amin'Andrian dambotsitakatr andrian a nitondra tapany nyzanad ehilahy avyAndriamanelo fa efa niampita an y amin'ny zana behivav y nym pitondrahasin a (dia ireo zanaka nabavin'Andriantompokoindrindr aizany. Nak any fiton drana Andriamasinavalo na teo Alasora, nia raka tamin'Andriamanelo (za nak'olom-pi anadahyamin y) sy Andriamampandr y Hovalahy avya min'n y Zafimbazaha. 4.-IRE O VADIN'ANDRI AMASINAVALONA Ireto avy no 12 v avyvadin'Andriamasinav alona (cf Tantara ny A ndriana ,dikanteny malagasy, 1981, p.293): -R atompoindrahondriana - R amananandrianjaka - R amananimerinan iterakany da hy nan jak a - Ranavalontsitakatrinimerina -Renilambo -Ranava l o n aniteraka ireo And riamasinavalona - Rakalafot s y - R eninikotofananina -Ralanimboaha ngy - Rasera nolon amomb a tsy niteraka -Ranavalontom ponimerina - Ra manam bahoaka 5.- NY H AFATR'ANDRIAMASINAVALONA :" ANDRIANAMBONIMENA, ZANAK'A NABAVIK O NOTOMP ON'N Y (FANJAKANA)FAR ANY"Fony Andriamasinavalona n anjaka dia nanan-janaka[1 ]lahy maroizy. T amin' izay zanany maro izay dia nisafidianany ire o zanany ireohanjaka :- A ndrianjakanavalom andim by teto Anta nanarivo sy Merinatsimo," - An driantsimitoviaminandria na (Andriantsimitov iami nandriandr azak a ) teo" Ambohimanga syAvaradr ano, - Andrianavalo nimerina tenyAmbohid rabi by sy Ma ndiavato" - ary Andriantomponimerin a teo Ambohidratrim o syMarovatana."Iza o tsa ra n y tenin'Andriamasinavalona tamin'izany hoe "Indreo ianar e o efadahy : ianareo no am etra ha kony fanjakana. Fa indrokosa Andriana mbonimen a zanak'an abaviko : zanakareo efa-dah y i oa ry izy no ho tompon 'ny fanjakanareo efa-dahy amin 'ny farany".Izany hoelatsa-danj a iz a ny izy efa-dahy raha miohatra amin'Andrianamb onimenar ah a tena dinihintsika tsara satr i a i zy efatra mirahalahy ts y misy mahazo mamindra ny fanjak a na amin'nyzananynateranyf ats y m aintsy Andrianambonimena kosa no mandray ny fanjakana . Niavaka izany And rianambon imena t am in' izaysatria izy no"Zanakandrianampandova nyfa nj akan 'Andriamasinavalona".6 .- NIADY ANDRIANJAKANAVALOMANDIMBY SY ANDRIANAMBONIMENA : RESY ANDR I ANAMBONIMENA Ny tenin'Andri a masinavalona diatsy azo ovana fa ny terak'Andrianambon i menaih any no ho tompon'ny f arany . Nisy adyteoamin'Andrianjakanavalomandimby sy Andrianamb onimenas atri a nolazain'it sy voa loha ny fa tsynahandry tantana Andrianambonimena k a niok o sy nitad yhandrombaka fan jakan a aloha n'ny fotoana. Niadyizy m ianaka. Ny bokin-dRaomba nadia milazafa rehefa nia dy iz y mirahala hymianaka i reo dia resy tosik' Andrianjakanavalo mandimby Andr ianambonimen a . Vo ka tr'iza y faharesenytosika izay angamba mba hamonjeny nyai ny dia nano a Andrianambo nimen a, ary di a nofoanan' Andrianjakanavalomandimbyny f andovam-panjakanah oan' Andriana mbonim ena . Very fanjakanasaika ho lovana Andrianambonimenak a dia nionona t amin' nyvodi vonany teny Alasora ary ny zanany dia tsy noheverina intsony ho eZanakandriana f a Andriamas inava lona . Lasa An driamasinavalona Andrianambonimena no niafarany. 7.-TSYNARAH AN' ANDR IANJAKA NAVALOMANDIMBY SY ANDRIANTOMPONIMERINA N Y HAFATR' ANDRIAM ASINAVALONA RAINY Re hef a resyAnd rianambonimen a , dia tsynandraharaha ny tenin'Andriama s inavalonarainy intson y ny zanany s asany tamin'i zy efa-dahy fa samym ay te-hampanjakany t ranany,Ikakyrahate o koa (angamba) e fa niamboh o tamin'ny fotoana namindrana ny fanjakana . Andrianjakanavalom andimb y namindr a ny fanjaka nytamin'Andriampoinimerina zanany tamin'I merinatsimo irayman ontolo. Andrian tomponimerina teny Marovatana namindra ny fanjakany ta min'i Rat rimonibem ihisatr a zanany.8 .- TE-HANARAK ANY HAFATR'ANDRIAMASINAVALONA KOSAANDR IANTSIMITOVIAMIN AN DRIAN A, MPANJAKAN'A MBOHIMANGA An driantsimitoviaminandriana dia nanjak a teny Ambohimanga , Ambohidr abi by moa ef a voatelin'Ava radrano tamin'izay fotoanaizay k a telo toko si sa n y fanjakana le hibenapetra k'Andriamasinavalona : Imerinaatsimo ir ay man ontolo, Marovatan a ary Avaradranoi zay niteli naan'IMandiava t oizany dia Ambohidrabiby . Andriantsimitovi aminandriana dia ts y nampanja ka an-dRafondraz akazanan y lahy fa te-han atanteraka kosa n y hafa-drainy.Ravololon dralamb o , va dibeny iza y isan'ny zanak'anabavin'Andriamasinavalon a tena tiany kanefatsy ni teraka, dia nanitrikitr ika fa ny natera-dRangori nimerina iha n y no ekeny ho zanaka azo hatsan gan a. Ny finoan'izy ir eo dia tsyhisy h ahavor y an'Imerina ho iraymihitsy rahatsy avy amin' n y mpianakavin'An dria nambonimena izay hanyts ara tso-dr ano tamin'Andrimasinavalona hot omp on' ny farany. Takatr ' Andriantsimitoviamin andrianat sara fa tsy mahazo ilay hasina n apetr ak ' Andriamasinavalon a rahatsy avyamin'n y fianakav ian'Andrianam bonimena . Tsy nomeny n y zananylahy izay nantso ina hoe Rafondrazak a f a nand eha izy nitady tamin'ny fianakavian'An drianam bonimena . Hoy An d riantsimitoviam inandrian a hoe"Andeha aho hisavasava amin'ny fian akavi an ' Andrianambonimena .Raha toa k a nanoa iz y ka Andriamasinavalonan ytaranany, izaho mino fambola manana irai -tampo mitond ra ny has in'n yfari-bavan'ikaky(Andrimasinavalona ) izy, indr indra moa ka anaba vy" .Hoytok oamants y Andrimasinavalona rainy: "zanak'anabavik o no handra ynyfanjakanasatr iamandra y hasina n y anabavy". 9.- SAINGY TSY NY ZANAK'ANDRIA NAMBONIMEN A NONOTENDRENY FA N Y ZANAK Y R ANGORI NIMERINA Nampitadiavin'Andriantsimitoviamina ndrianan y zanak'anabavin'Andr iana m bonimen a , dia ny zanaky Rangorinimerina izany. Tamin'i zay fotoan a izay dianipetraka ten y Androhi be eny ankilan'Antsahadinta Rangorinimerina satr ia Andriamif onozozoro vadiny d ia teraky r y zareo eny Ivatobesy Androhibe Antsahadinta,izan y hoe avy ami n'ny tera-dRavolo l ondrenitr imo sy Andriandambozozorombamin-dry Andrianjakatrim o. Nalain'An driatsimitoviam ina ndrian adaholo ny zanakalahin-dRangorinimerina . Dimylah y sy valo vavy n o natera-dRang orini mer ina dia iretoav y : 1.-Andriamohara, nandova fanjak ana ny anadahin-dr eniny dia Andriana mb onimenaizaytenyAlasora. Niteraka telo lahy sy ira y vavyizy izay ni paritaka ten y Ambo h ijoky, Antsahadinta, Fenoarivo, Ambatomanga, Ambohipan iry, sns... 2.- Rako tomavo A ndria mbe lomasina,mpanjakan' Ambohimanga. Izyno lohar ano nip oiran'ny Zanakandrian a sy Zaz amar olahi n'Ambohimangaizay nipari taka ihanykoa. Isan'ireny ny naterak'Andrianampoin imerin a . 3.- And riantoaranoraiben'iAndrianaivoramahazo zazamarolah y mapanao m ari-trano, m ana n -taranaka eny Alasora, Ambohimanga syMiarinarivoAmbo hipananina , sns,A# 4.- Ramisamanj a k a tompom-bodiv ona tenyAnosiarivo, nisy zanany koa en y Antanamal aza sy IfandAYna. 5.-An dria mpalimanana s y ny teranyeny Tsirangaina amin'Ambodirano s y Ambo hidrangory. Rehefa to ng a t eny Ambohimang a ny zanakadimy lahin-dRagorinimerinadi a hoy And riantsimitoviaminandr ia na ho e" Tsy sanatria akory izahayhan gala-jaza fa haka zaza hampanja kaina". Natsangany h o zanan y izy dimy mir ahalahy ireoary nisafidy anankiray i zy hitondra n yfanjakana.Voafi d y tamin'iz any ny zanak a lahiaivon-dRan gorinimerinaatao hoe Rakotomavo ( Andriambelomasin a) . _________ _______________________________ [1] Valo lahymoa no voatonon' nytantara rah a n y: "Tantara N y Andria n a", Rev PA#reCallet, no jerena________________________________ _ _______ [1] Dokotera Ra samimanana Joseph sy Razafindrazaka Louis, Andrianto mpo koindrind r a , takila faha-24 , Ambohimalaza, 1909.